- Alakamisy 23 Desambra 2010
Actualités.Fonjan’i Tsiafahy Savaina isan-kerinandro
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nanomana adihevitra sy fifanakalozan-kevitra mahakasika ny antsoina hoe «ny tontolon’ny fandraharahana» ireo tanora lahy sy vavy mivondrona eo anivon’ny JCI, Jeune Chambre International, tao Toamasina.
Hamaky ny tohinyZavatra iray loha mbola mitana ny sain’ny maro ny nitranga teny amin’ny BANI Ivato ny 17 ka hatramin’ny 20 novambra 2010 sy ny manodidina azy. Raharaha izay tsy mbola mikatona rahateo, fa mbola mandeha eny amin’ny fitsarana.
Hamaky ny tohinyNoho ny fetin’ny Krismasy sy ny Faran’ny Taona dia nanapa-kevitra ny fivoriamben’ny SECES-Antananarivo tamin’ny alatsinainy 20 desambra 2010, fa hanao «trève», na hangina manomboka ny 20 desambra 2010 hatramin’ny 2 janoary 2011.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny