• Zoma 03 Septambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Septambra 2010
Actualités.Kaontenera misy «varahina» Nosokafana amboletra teny Ivato

Tokony ho tamin’ny sivy ora maraina omaly dia efa nifamotoana tetsy amin’ny tobin’ny zandary etsy Ivato ny ministra efatra eo anivon’ny governemanta tetezamita. Ny tanjon’ireo dia ny hanokafana ilay kaontenera misy varahina avy amina vakivakintsambo milanja 17,5 taonina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Septambra 2010
Actualités.Raharaha Tiko Oil Toamasina Mpanatanteraka baiko koa sisa ny Filankevi-panjakana

Niakatra tetsy amin’ny Filankevi-panjakana omaly ny raharaha izay fangatahana ny hanokatra ny Tiko Oils Products ao Toamasina kanefa nobahanan’ny ministry ny Fitsarana ao amin’ny governemantan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, Razanamahasoa Christine tamin’ny alàlan’ny taratasy izay nalefany teo anivon’ny “Procureur Général” an’ny fitsarana ambony ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Septambra 2010
Actualités.Mpikabary - FIMPIMA Noroahin’ny ministeran’ny kolontsaina fa hoe olon-dRavalomanana

Tsy ireo mpanao gazety na koa ireo mpiara-miasa tamin’ny fitondrana teo aloha ihany no lasibatr’izao fitondrana FAT izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Septambra 2010
Actualités.Faritra atsimo sy andrefan’ny Nosy Mirongatra ny valala, mananontanona ny kere

Mila sakanana haingana ny firongatry ny valala any atsimo sy andrefan’ny Nosy. Misy andiam-balala marobe hita tany amin’iny faritra iny. Valala zanatany antsoina hoe “criquet migrateur malgache (Locusta migratoria caputo)” izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Septambra 2010
Actualités.Soamanandrariny-Ady tany Narodana tamin’ny «bulldozer» ny trano rehetra

Fandresena voalohany ho an’ny Advantista ny fandrodanana ireo trano manodidina ny 70 isa izay naorina tsy ara-dalàna tao amin’ny taniny. Tonga teny an-toerana omaly ny solon-tenam-panjakana avy ao amin’ny Fokotany, ny Kaominina, ny Distrika ary ny Faritra.

Hamaky ny tohiny
FTT