- Alarobia 29 Desambra 2010
Actualités.Mpikambana ao amin’ny “Task Force” Tsy nandray tambin-karama efa ho 8 volana
Mitaraina ankehitriny ny vadin’ireo miaramila sy zandary tao amin’ilay Task Force natsangan’ny FAT mba hanenjika sy hisambotra ireo olona minia manapaka ny “bois de rose” tany amin’iny faritra avaratra atsinanan’ny nosy iny, satria raha araka ny nambaran’izy ireo dia tamin’ny volana aprily tamin’ity taona ity no nahazo tambin-karama farany ireto mpikambana tao amin’ny Task Force ireto.
Hamaky ny tohiny