- Talata 04 Janoary 2011
Actualités.Antsirabe Pasitera voampanga ho nangala-bady
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Raha ny fanazavana azo farany, dia efa nivaha ny volan’ny ACOA voageja teo anivon’ny banky BFV-SG Toamasina, vokatry ny disadisa tsy nisy fitsaharany teo amin’ny ekipan’ny Giovanni sy Mapoka Jean François ary ireo mpiray tendro aminy tamin’ny vondrona ACOA Toamasina.
Hamaky ny tohinyRaikitra ara-bakiteny ny savorovoro teo amin’ny mpivarotra amoron-dalana sy ireo “Police de Marché” miankanjo “polo” maitso efa vasoky ny taona 2010, omaly teny Ambohijatovo.
Hamaky ny tohinyTapitra ny 27 desambra 2010 lasa teo ny fe-potoana nomen’ny sendikan’ny Paramed ny Fanjakana hahazoana valin-teny momba ny fitakian’izy ireo “grille indiciaire” na marikarama ho 1200.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fitokonan’ny Seces sampana Antananarivo. Tsy hiverina ny asa fampianarana sy ny fikarohana sahanin’ireo mpampianatra mpikaroka mandram-pahita fifanarahana azo ekena, araka ny hevitra tapaka nandritra ny fivoriambe voalohany notontosain’izy ireo omaly teny Ankatso.
Hamaky ny tohinyVary nafarana avy any ivelany milanja 15 000 taonina no ho avy eto Madagasikara amin’ity volana janoary ity, araka ny nambaran’i Herimanana Razafimahefa, mpikambana ao amin’ny CST sady filohan’ny vaomieran’ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra ao amin’ity andrim-panjakana ity, izany no natao moa dia mba tsy hampidangana be ny vidin’ny vary eny an-tsena sy ho famenoana ny banga amin’ny vokatra eto an-toerana.
Hamaky ny tohiny