- Alarobia 05 Janoary 2011
Actualités.Vidin-kena Tafakatra 8.000 ariary ny kilao
«Tsy mbola nahita ohatr’ity mihitsy aho hatramin’izay nisian’ny krizy izay, aiza ka ny henan’omby avy izao no niakatra 100% ny vidiny ; manginy fotsiny ny tsy fisian’ny omby ho vonoina fa tsy misy amidy intsony. Raha izao no mitohy dia ho faty hatramin’ny varotra atao mba hivelomana», izay no nambaran’ity ramatoa iray mpivarotra hani-masaka tafaresaka taminay, mikasika ny vidina henan’omby ao Toamasina ankehitriny.
Hamaky ny tohiny