• Alatsinainy 20 Septambra 2010
Actualités.Rotaka tetsy 67ha Navoakan’ny Praiministra ilay resevera voadaroka

Namono faran’izay haingana ny afo ny governemanta manoloana ilay fikasihan-tanana resevera nataon’ny polisy teny amin’ny 67ha ka nitarika rotaka teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2010
Actualités.Fitsarana «bois de rose» Nitsivalana ny ministra ?

Raha ny ny fandaharam-potoan’ny zandary misahana ny heloka bevava, nandray an-tanana ny fanadihadiana mikasika ireo kaontenera efatra voasesika «bois de rose» saika haondrana an-tsokosoko, tratra tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny fiandohan’ity volana septambra ity, dia tokony ho ny sabotsy 18 septambra teo no niakatra fampanoavana ireo olona voarohirohy saingy raikitra tamin’ny ora farany indray izany fa nahemotra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2010
Actualités.Trafika «bois de rose» Vaky bantsilana tao Antalaha

Vaky ny resaka. Nitondra fanazavana narahina porofo voarakitra anatina boky ny Profesora Albert Zafy mikasika ny raharaha «bois de rose». Ny vahoakan’Antalaha no namoahany voalohany ireto porofo isan-karazany ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2010
Actualités.Tolobaro-panjakana Tsy mazava sy tsy ara-dalàna ny ankamaroany

Tsy nanaraka ny lalàna mifehy ny tolobaro-panjakana ny ankamaroan’ny fandaniam-bola teo anivon’ireo ministera 21 sy andrimpanjakana 3 izay mijoro amin’izao fotoana araka ny fanadihadiana notontosain’ny Commission Nationale des marchés na CNM nandritra ny efa-bolana voalohan’ity 2010 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT