Actualités

«Passerrelle Unique» Manomboka midongy ny mpandraharaha


  • Zoma 07 Janoary 2011


Efa manomboka mampiseho ny tsy fahafaliam-pony amin’ny «Passerrelle Unique» ireo mpandraharaha an-telefaonina amin’izao fotoana izao. Isan’izany ny fidongian’ireo ka tsy hanaovany intsony dokam-barotra amin’ny haino aman-jery tato ho ato. Rehefa nanontaniana momba izany ireo dia nazava ny valin-teniny fa mba hanehoan’ireo ny tsy fahafaliam-pony no anton’izany. Raha tsiahivina dia efa maro ny firenena tsy nahombiazan’ny tetikasa toa itony. Saingy mbola nikiry ihany ny governemanta tetezamita nanaiky an’izany. Ahiana ny hidanganan’ny saram-pifaneraserana ary tsy marina intsony koa ny fifaninana izay misy.

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT