- Talata 21 Septambra 2010
Actualités.Antananarivo 400 taona Aferan’iza marina ?
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ao Antsiranana no itrangan’ity raharaha ity, ary lasa resabe ao an-tanàna hatramin’ny faran’ny herinandro lasa teo. Tranona Karana no nofain’ny fanjakana natao biraon’ny “Police judiciaire” tao Antsiranana an-taonany maro.
Hamaky ny tohinyRoa lahy izy ireo. Ny voalohany manao tee-shirt fotsy, pataloha jean manga ary manao satroka jobo manga. Ilay faharoa kosa dia tee-shirt somary manga tanora miaraka amin’ny jeans maramara.
Hamaky ny tohinyLeo ny fafy lainga ny mpianatra eny amin’ny oniversite. Omaly maraina mantsy izy ireo dia nanao hetsika ka nikatona ny vavahady miditra teny an-toerana. Nitokona teo amin’ny esplanade ny mpianatra.
Hamaky ny tohinyVariana amin’ny resaka politika loatra ny mpitondra ankehitrio sy tompon’andraikitra ka adino hatramin’ny fanamarihana ny Andro maneran-tany natokana ho an’ny volotsangana na “bambou” ny rehetra. Sady harena goavana anefa no mahasoa ihany koa ny volotsangana, fa vitsy ny mahalala azy eto amintsika.
Hamaky ny tohiny