• Alarobia 22 Septambra 2010
Actualités.Bakalorea 2010 Toamasina Nivoaka omaly ny valim-panadinana

Nivaly ny talata 21 septambra tokony tamin’ny iray ora maraina ny fanadinana bakalôrea ho an’ny faritra telo ao Toamasina, dia Atsinanana, Analanjorofo ary Alaotra Mangoro. Tsy fantatra mazava ny taham-pahafahana tamin’ity taona 2010 ity satria dia nanakatom-baravarana tamin’ny mpanao gazety ny eo anivon’ny “office du bacc” Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2010
Actualités.Ets Gallois-Toamasina Najifan’ny jiolahy ny Ar.100 tapitrisa karaman’ny mpiasa

Maro ny fepetra efa napetraka tao Toamasina renivohitra hiadiana amin’ny asan-jiolahy tao ho ato izay, fa hita ho mihantsy mpitandro ny filaminana mihitsy ireo jiolahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2010
Actualités.FIZAMA sy GETM Tsy afa-po tamin’ny fihaonambem-pirenena

Notaterin’ny FIZAMA na Fikambanana Zanaka Malagasy tarihan-dRakotoarimalala Nirina tamin’ny mpanao gazety teny Ambohimanarina ny hevitr’izy ireo niainga avy amin’ny fanambarana nataon’ny GETM izay iombonan-dry zareo hevitra tanteraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2010
Actualités.Tsy hita ilay “bourse” Miitatra ny grevy eny Ankatso

Niitatra toy ny sima misioka ny fitokonana eny amin’ny oniversite omaly. Raha mpianatra vitsy ihany no nanatrika ny fitokonana fanairana afak’omaly dia nitombo isa izany ka isan’ireo nanamafy ny hetsika ny mpianatra avy ao amin’ny fakiolten’ny Haisoratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2010
Actualités.Mahavita be

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT