- Talata 18 Janoary 2011
Actualités.DREN Alaotra Mangoro Mitokona ireo mpampianatra FRAM
Samy nahitana mpampianatra FRAM nitokona teo anoloan’ny biraon’ny faripiadidiam-pampianarana na Cisco Ambatondrazaka sy Moramanga ny alatsinainy 17 janoary teo. Ho an’ny Cisco Ambatondrazaka manokana dia tao amin’ny Cisco Atsimondrova no nifamotoana ireo mpampianatra FRAM ny maraina tokony ho tamin’ny 9 ora.
Hamaky ny tohiny
