- Alakamisy 20 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Hatairana ny an’ny mpiasa ao amin’ny hopitaly Androva ao Mahajanga raha nahalala fa misy hatramin’ny telo tapitrisa ariary ifampizaran’ireo mpitantana ao amin’ity hopitaly ity amin’ny resaka «indemnité».
Hamaky ny tohinyMivoatra hatrany ny fanadihadian’ny mpitandro ny filaminana mahakasika ilay horonan-tsary mamoafady tao amin’ny fiangonana FPVM.
Hamaky ny tohinyNandeha be ny feo fa anio 19 janoary no hitsarana ny raharaha BANI. Rehefa nohamarinina teo anivon’ny mpisolovavan’ny sasantsasany tamin’ireo manamboninahitra tafiditra amin’iny raharaha iny dia nisongadina ny tsy fahamarinan’izany.
Hamaky ny tohinyNanao ampamoaka momba ny raharaha andramena na “bois de rose” izay mbola mivoaka andro aman’alina any amin’ny faritra Analanjirofo amin’izao fotoana i Victor Wing Hong. Mahalala tsara ny raharaha ity farany, izy rahateo zanak’i Mananara.
Hamaky ny tohiny