• Alakamisy 14 Oktobra 2010
Actualités.Helikoptera “Allouette 2” Mbola mila fanamboarana indray

Araka ny fanazavan’ny praiministra Camille Vital dia mbola miandry ireo teknisianina hanatanteraka ny fitsirihana sy ny fanaraha-maso azy vao tena azo ampiasaina araka ny tokony ho izy ireo helikoptera “Allouette 2” miisa 4 novidian’ny FAT, izay tokony hampiasaina amin’ny fanenjehana ny dahalo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Oktobra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Oktobra 2010
Actualités.Liban Lanin’ny “Agence” ny vola, mpiasa iray nody omaly

I Géria no anarany, 19 taona izy ary ny herintaona tamin’io dia nolaniany niasa tany Liban. Omaly izy no voatery nody avy any an-toerana noho ny fitaka sy ny tsy rariny ary manginy fotsiny ny fidarohana isan-karazany izay nanjo azy.

Hamaky ny tohiny
FTT