- Talata 01 Febroary 2011
Actualités.Raharaha «bois de rose» Hanjakan’ny hosoka sy ny fivadiham-pitokisana
Raha ny fanondranana an-tsokosoko (?) “bois de rose” no nanjaka teo aloha teo, ankehitriny dia ny famitahana ireo mpividy azy any Chine indray no mpitranga. Tranga iray no hita teo anivon’ny seranan-tsambo ny 18 janoary teo, raha teo am-panondranana azy tao anaty sambo ny MICTSL mpikirakira ny kaontenera.
Hamaky ny tohiny