• Alakamisy 21 Oktobra 2010
Actualités.“Fanonganam-panjakana” Namalam-peo indray ny fitsarana

Voatery nahemotra ny fitsarana manoloana ny tsy fahatomombanana teo amin’ny paik’ady heloka bevava. Izany dia mahakasika ny raharaha izay mifandraika amin’ny fikasana haka an-keriny ny lapan’ny Praiministra ao Mahazoarivo tamin’ny volana aprily 2010 lasa teo, izay nahavoasambotra miaramila sy miaramila taloha marobe ary sivily vitsivitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Oktobra 2010
Actualités.Sab-Nam Nifampitana indray ny Emmo-Reg sy ny taxibe

Ny fanorana na fakana vola tsy ara-drariny ataon’ny mpitandro filaminana no voalaza fa niaingan’ny disadisa. Tamin’ity indray mitoraka ity anefa dia tsy ny polisy no voatondro fa ny zandary mandeha môtô indray.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Oktobra 2010
Actualités.“Office du bacc” Filaharambe ny fakana «attestation»

Hatramin’izay dia filaharambe hatrany ny fakana ny “attestation bacc” eny amin’ny “Office du bacc” eny Ankadifotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Oktobra 2010
Actualités.Famaranana ny fanisam-bahoaka Mbola mikaroka 12 tapitrisa dolara hanaovana azy

Tombanana ho 20 tapitrisa eo ho eo ny isan’ny Malagasy amin’izao fotoana. Isaky ny 10 taona raha ny fenitra no tokony hisy ny fanisam-bahoaka saingy efa tamin’ny taona 1993 no nanatanteraka izany farany isika. Fanisam-bahoaka faharoa notanterahana teto Madagasikara io taorian’ny tamin’ny 1975.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Oktobra 2010
Actualités.Fiainam-pirenena Tsy misy mandeha amin’izay laoniny

Manoloana ny fizotry ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana dia niezaka ny naka ny hevitry ny olom-pirenena tsotra manaraka akaiky ny tontolo politika ny Tia Tanindrazana, ka tahaka izao ny fomba fijerin’ity raim-pianakaviana iray ny tontolo politika amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Oktobra 2010
Actualités.Antoko TGV Ny paipaika politikany

Rarakompana ny tsikera ataon’ireo mpanara-dia mahafatra-po an’i Andry Rajoelina manoloana ny fihetsik’ireo mpikambana TGV sasantsasany, amin’ny fanaparam-pahefana sy ny fitiavan-tseza, ka ilazan’iretsy voalohany tsy ampihambahambana fa tena manaratsy endrika ny filohan’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
FTT