• Zoma 11 Febroary 2011
Actualités.Ambodiampaly Toamasina II Lasan’ny Sinoa ny tany misy safira

Nanao be midina, tamin’ity herinandro ity, nijery ny tena zava-nisy tao Mandraka Ambodiampaly Toamasina II, 40km miala ny renivohitr’i Toamasina I, ny ekipan’ny ministeran’ny harena ambanin’ny tany sy ny lehiben’ny faritra Atsinanana, mikasika ny fitrandrahana “saphir” sy volamena misy ao amin’ity tanàna ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Febroary 2011
Actualités.Mitady vary ny FAT Tranombarotra fito natao «perquisition»

Nanao be midina tao Toamasina, araka ny baiko niainga avy eny Ambohitsorohitra, ekipan’ny prezidansy niaraka tamin’ny miaramila avy amin’ny FIS sy ny Emmo-Nat ary ny FIP ary ny Talen’ny varotra Toamasina, nisava sy hanao fanagiazana ireo vary ao anatin’ireo magazain’ireo mpamongady sy mpanafatra vary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Febroary 2011
Actualités.«Passerelle Internationale Unique» Mivadibadika be ihany ny resaka

Fantatra izao fa efa nisy ny fifampiresahana teo amin’ny fitondrana tetezamita sy ny solontenan’ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny fifandraisan-davitra momba ilay raharaha “Passerelle Internationale Unique” ka nanomboka hita ny marimaritra iraisana raha ny loharanom-baovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Febroary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT