Actualités

Fampielazam-baovao Tonga soa ny gazety «The Times of Madagascar»


  • Zoma 11 Febroary 2011


Miampy iray ireo gazety mpivoaka isan’andro amin’ny alalan’ny gazety «The Times of Madagascar» ao anatin’ny vondrona Axius Holding. Roa taona no efa nampiely vaovao tamin’ny “site internet” ity gazety amin’ny fiteny malagasy, frantsay, anglisy ary sinoa ity saingy izao vao azo vidiana sy vakiana an-taratasy. Rahampitso sabotsy no hivoaka ny laharana voalohany. Mampiavaka ny «The Times of Madagascar» ny habeny izay manana halava 350 mm sy sakany 254mm.

Yves 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT