Actualités

Raharaha BANI sy FIGN Tsy hisy fitsarana mihitsy ?


  • Zoma 11 Febroary 2011


Matahotra mafy amin’izao fotoana izao ny FAT ka mandeha ny teny midina ny amin’ny tsy ahazoana manao ny fotoam-pitsarana ny raharaha mahakasika ireo miaramila teny amin’ny FIGN sy teny amin’ny BANI farany teo. Araka ny loharanom-baovao dia miahiahy ny FAT satria sao hafahan’ny Fitsarana ireo miaramila ireo, indrindra ireo manamboninahitra ka hamalifaty. Efa mahalala ity baiko ity ireo manamboninahitra any am-ponja ka tsy taitra intsony. «Na ho ela na ho haingana, hoy izy ireo tsy hitondra mandrakizay ny FAT, ny marina tsy maintsy hivoaka fa tsy takona afenina».

 
Nangonin-dRakoto Maxime
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT