- Alakamisy 17 Febroary 2011
Actualités.TIKO S.A Ho avy Ramose hanavaka ny vary sy ny tsiparifary !
Na dia tsy teto an-tanindrazana nandritra ny roa taona tokoa aza Atoa Marc Ravalomanana dia nahazo vaovao tsy tapaka ny amin’ny fizotry ny raharaham-pirenena sy ny zava-nitranga amin’ny ankapobeny teto Madagasikara, tafiditra tao anatin’izany ny momba ny orinasa natsangany dia ny Tiko.
Hamaky ny tohiny
