- Zoma 25 Febroary 2011
Actualités.Zanak’i Andry Rajoelina Halefa hanao SEMIPI ?
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny talata maraina tamin’ny 7ora no niantsona teo amin’ny fiantsonan-tsambon’ny tetikasa Ambatovy, ny sambo “Paiwan Wisdom”, nitondra ny vary avy any Birmania.
Hamaky ny tohinyTratra ny Radion’ny Gasy sy ireo izay nampandeha azy tao. Nataon’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita izay “mety” rehetra nankalazana ratsy azy io, fa hoe piraty. Piraty ahoana tokoa moa ? Fanontaniana tsara apetraka izany ary mila itondrana famarihana sy fanazavana ihany koa.
Hamaky ny tohinyMiteraka resabe ao Mahajanga ankehitriny ny amin’ny hanatanterahana ilay hopitaly manara-penitra nampanantenain’i Andry Rajoelina, fa haorina isaky ny renivohi-paritany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny