Actualités

Zanak’i Andry Rajoelina Halefa hanao SEMIPI ?


  • Zoma 25 Febroary 2011


Tapa-kevitra izy mivady ny handefa ny zanany lahimatoa mba hiofana ho mpitandro ny filaminana. Halefa any amin’ny SEkoly MIaramilam-PIrenena na SEMIPI ao Beravina Fianarantsoa io zaza io atsy ho atsy, raha araka ny loharanom-baovaonay. Tsy dia atao hahagaga loatra ny amin’izany. Matetika rahateo no tsy maintsy misy lasa mpitandro ny filaminana ao anatin’ny fianakaviana rehefa nisy iray efa nanao io asa io tany aloha tany.

Amin’ity fianakaviana ity dia ny rain’i Andry Nirina Rajoelina no miaramila. Amin’ny lafiny iray izany dia mba ho fanarahana ny fombafomba izay efa nipetraka hatramin’izay ihany izy ity. Faharoa kosa dia mety efa hofanina sahady mba hiaro ny rainy izay efa mampiahiahy ny hoaviny any aoriana any ity zaza vao folo taona ity amin’izao fotoana. Asa anefa aloha izay tena anton’ny fanapahan-kevitr’izy mivady raha mifandraika amin’ireo…

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT