- Alakamisy 03 Martsa 2011
Actualités.Radio sy televiziona Mikatona ny “Channel M”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mahatsiaro ny Holafitry ny mpisolovava, tarihin’ny filohany Me Solo Radson, fa atao anjorom-bala ny zon’ny fiarovana.
Hamaky ny tohinyMbola mitohy hatrany ny fahazoam-baovao mikasika ilay raharaha fanafihana ny volan’ny banky BOA Bd Augagneur Toamasina nitranga ny alatsinainy tolakandro teo.
Hamaky ny tohinyNisy ny fampitam-baovao manodidina ny famotorana mikasika ny “Radion’ny Gasy” niainga avy ao amin’ny Serasera eo anivon’ny Fiadidiana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, ao Ambohitsorohitra, ny 27 Febroary teo, ary tonga teny anivon’ny trano fanoratana gazety samihafa teto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohiny