• Alatsinainy 07 Martsa 2011
Actualités.«Sahirana ny vahoaka» Nivadi-dela indray ny FAT

Roa taona lasa izao dia litanian’ireo mpanao politika avy amin’ny mpanohitra ny fitondrana Ravalomanana ny hoe, jadona, tsy misy demokrasia, sahirana ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2011
Actualités.Herintaona nijoroana ny CENI Tsy mbola ampy vola sy fitaovana ihany !

Ho feno herintaona katroka amin’ny 26 martsa ho avy izao no nitsanganan’ny CENI na ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana, izay manana ny foibeny eny Alarobia.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2011
Actualités.Fanafihana ny BOA Toamasina Fianakaviana ministra no atidoha ?

Ny sabotsy teo dia nisy indray ny fisavana trano nataon’ireo mpitandro ny filaminana avy eo anivon’ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena tao Morarano. Izany dia mikasika ilay fanafihana ny volan’ny Banky BOA Augagneur Toamasina ny herinandro lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2011
Actualités.Fanafihana ny volan’ny BOA Toamasina 7 no voasambotra ka “pénitentiaire” ny 1

Mivoatra hatrany ny vaovao mikasika ilay fanafihana ny volan’ny banky BOA Augagneur Toamasina farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2011
Actualités.“Passerelle Internationale unique» Mandà ny hitantanan’ny orinasa vahiny ny GOTICOM

Nahita marimaritra iraisana ireo mpandraharaha telo goavana momba ny finday sy ny fanjakana mikasika ny «Passerelle Internationale Unique» matoa niverina nanao dokambarotra indray nanomboka tamin’ity volana ity ireo orinasam-pifandraisana ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2011
Actualités.Marais Masay Nisy fipoahan-javatra nandritry ny fandalovan-dRajoelina

Omaly hariva tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany teo no nisehoan’ity tranga ity tetsy amin’ny Marais Masay.

Hamaky ny tohiny
FTT