• Alakamisy 18 Novambra 2010
Actualités.SECES Toamasina Mitohy ny grevy

Tsy mety milamina ny olana vokatry ny fitakiana ny zo efa azon’ireto mpampianatra mpikaroka eny anivon’ny oniversite, ka anisan’izany ny ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2010
Actualités.Fitsapan-kevi-bahoaka Nanjakan’ny tandrevaka sy ny kitoatoa

Raha ny zava-nitranga omaly nandritra ny fitsapan-kevi-bahoaka teo amin’ny lafiny fikarakarana sy teknika madiodio no resahana dia mahazo rariny ireo nanentana ny tsy hifidy satria ana hetsiny ireo olom-pirenena manerana ny nosy no tojo fahasahiranana sy voarirarira, ary ny farany dia tsy afaka nifidy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT