• Alarobia 09 Martsa 2011
Actualités.Fandraisana mpiasam-panjakana Nanjakan’ny kolikoly tamin’ny 2010 !

Mazava ny tatitry ny Bianco na ny birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly fa dia nitombo ny trangana kolikoly sy risoriso tamin’ireo fanadinana fifaninanana mba handraisana mpiasam-panjakana ambony tamin’iny taona 2010 iny raha ampitahaina ny tamin’ny teo aloha rehetra hatramin’izay nijoroan’ity sampandraharaha ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Martsa 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Martsa 2011
Actualités.Mahamasina Saika lasan’ny jiolahy ny «Versement» an’ny Gerb’or

Vola iray sakaosy izay tokony haterina eny amin’ny banky no nataon’ny jiolahy mitaingina moto lasibatra, omaly, amin’ny andro atoandro be nanahary. Roa lahy izy ireo no nanatontosa ny hetsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Martsa 2011
Actualités.Disadisa OMDA sy mpamokatra filma Tsy azo ialana ny “hologramme”

Namaly ireo mpamokatra sy mpilalao sarimihetsika malagasy izay milaza hiala ao amin’ny OMDA ka hanangana ny “Office Malgache du 7ème Art” ny tale, Ranjarivo Haja.

Hamaky ny tohiny
FTT