- Zoma 01 Aprily 2011
Actualités.Ministeran’ny Angovo Manao be fiavy ny minisitra vaovao
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nanomboka omaly dia nanao sonia fifanarahana ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny zandary sy polisy ato anatin’ny faritanin’Antananarivo fa afaka mifampisambotra. Teny amin’ny Mada Hotel 67ha no nanaovana ny sonia.
Hamaky ny tohinyBetsaka no mihevitra, indrindra taorian’ny resaka nivoaka an-gazety fa ny Tiko no ao ambadiky ny fanondranana an-tsokosoko menaka jirofo tao Toamasina, fa efa niverina eo am-pelatanan’ny Tiko SA ny orinasany roa miorina eo anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina dia ny Mana Madagascar Sarl sy ny Tiko Oil Product (TOP II) SA.
Hamaky ny tohinyTontosa ny talata 28 martsa teo ny famindram-pahefana teo amin’i Malazarivo Félix, ministra nesorina tao amin’ny governemanta Camille Vital sy Rahajason Harry Laurent, vao notendrena hitantana ny ministeran’ny fifandraisana.
Hamaky ny tohiny