- Talata 05 Aprily 2011
Actualités.Grande Braderie 400 tapitrisa ariary ny fahamaizana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Miteraka resabe mandraka ankehitriny ilay tsindrim-peo manokana nataon’i Andry Rajoelina amin’ny hanaovan’ireo minisitra mpikambana ao amin’ny governemanta Vital vao notendrena ny sabotsy 26 martsa teo, fanambaram-pananana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mangingina tsy hita hoe miroso na mikatso any anaty vatasarihana any ny dosie sy ny fanadihadiana momba ny raharaha BANI tamin’ny novambra 2010 iny.
Hamaky ny tohinyMadio tanteraka ilay toerana fitobian’ny fako ao ambadiky ny Kaominina Ankaraobato. Omaly antoandro no niasa farany ireo fiarabe dimy nifandimby nandraoka sy nitatitra ny fako tao an-toerana nakany Andoharanofotsy, toerana anariana azy.
Hamaky ny tohiny