• Alarobia 06 Aprily 2011
Actualités.Sakana amin’ny fanondranana entana Orinasa 500 hanaovana fanadihadiana

Mitambesatra amin’ny orinasa ka tsy afahafany miatrika ny fifaninanana sy ny tsena ny fisian’ireo sakana maro isan-karazany. Ankoatra ny resaka hetra sy haba dia mbola misy karazany fito ireo olana mampikolay ny mpandraharaha, indrindra ireo manondrana entana any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aprily 2011
Actualités.Lalam-pirenena faha-44 Voaroban’ny dahalo ny lehiben’ny Faritra

Nizotra hihazo an’Ambatondrazaka rehefa avy nanokatra ny Tsena Mora tao Moramanga ny lehiben’ny Faritra Alaotra Mangoro, ny dokotera Ramandehamanana Richard no sendra ny tsy nampoizina ny talata 05 aprily, vao mangiran-dratsy tokony ho tamin’ny roa ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2011
Actualités.Tolagnaro Nirotaka ny vahoaka

Fahatrarana trafikana «bois de rose» no niandohan’ny disadisa, fitakiana ny fialan’ny Lehiben’ny Faritra no niafarany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2011
Actualités.Cemgam Namory maika ireo «Chef de corps»

Niteraka fisavorovoroana teo anivon’ny miaramila ny fisamboran’ny zandarin’Itaosy an’ny kaporaly Malala.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2011
Actualités.TVM Vakinankaratra Tsy ara-dalàna ?

Nankalaza mangingina ny tsingerin-taona voalohany nijoroany ny TVM Vakinankaratra ny 01 aprily 2011 teo.

Hamaky ny tohiny
FTT