- Alatsinainy 11 Aprily 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Tsy nisy tsy nahalala ireo vondrona mpitandro ny filaminana tao Toamasina, fa fiara 4x4 Mitsubishi Sportero L200 laharana 1207 WWA miloko volondavenona, ny fiara nentin’ny Dr Laivao nisy naka an-keriny tao Valpinson niaraka tamin’ny zanany faravavy vao 10 taona, izay niafara tamin’ny famonoana azy tamin’ny fomba feno habibiana ary nanariana tao Analamalotra, mbola nifatotra tongotra aman-tanana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tsy nisy tohiny intsony ilay raharaha fanonganam-panjakana araka ny ampamoaka sy fiaikena heloka nataon’ny manamboninahitra isany lietna kolonely Charles Andrianasoavina sy ny jeneraly Noel Rakotonandrasana.
Hamaky ny tohinyOmaly dia nasehon’ny zandary ireo mpikambana ao amin’ny fikambanan-jiolahy mahery vaika «bande des 12».
Hamaky ny tohiny