• Alatsinainy 11 Aprily 2011
Actualités.Lehiben’ny Faritra Boeny Miaro tena mafy

Tonga eto an-drenivohitra, mitarika ny delegasionin’ny tanora mandray anjara amin’ny fifaninanana basikety sokajy U-22 ny lehiben’ny Faritra Boeny, Rasoloniaina Jean Christophe Noël.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Aprily 2011
Actualités.Tiko Mana Madagascar SARL Misy miketrika hivarotra ireo varimbazaha simba ao

Misy mikasa hamoaka sy hivarotra ireo varimbazaha efa simba, tavela ao anatin’ny «silo» an’ny “minoterie” Tiko na Mana Madagascar eo anivon’ny seranan-tsambo Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Aprily 2011
Actualités.Ady any Cote d’Ivoire Ho nofy ratsy ho an’i Lafrantsa ?

Ao anatin’ny savorovoro sy ny fifanjevoana tanteraka ny any Cote d’Ivoire amin’izao fotoana. Tsy arakaraka ny noeritreretin’ny tafika iraisam-pirenena mantsy ny zava-nitranga fa dia mahatohitra tsara mihitsy ny fanafihana azy ireo mpomba ny filoha teo aloha, Laurent Gbagbo.

Hamaky ny tohiny
FTT