Actualités
- Alatsinainy 20 Desambra 2010
Actualités.Vinantolahin’ny Pr Ranjeva Voaantso eny Fiadanana indray anio
Mbola nampanantsoin’ny eny amin’ny sampandraharahan’ny zandary misahana ny heloka bevava eny Fiadanana hanaovana fanadihadiana indray i Marc Ratsisalovanina, vinantolahin’ny Pr Raymond Ranjeva anio alatsinainy amin’ny 9 ora maraina.
Hamaky ny tohiny
