• Alakamisy 23 Desambra 2010
Actualités.Taorian’ny raharaha BANI Misedra olana ny tafika malagasy

Zavatra iray loha mbola mitana ny sain’ny maro ny nitranga teny amin’ny BANI Ivato ny 17 ka hatramin’ny 20 novambra 2010 sy ny manodidina azy. Raharaha izay tsy mbola mikatona rahateo, fa mbola mandeha eny amin’ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Desambra 2010
Actualités.SECES Antananarivo Hangina hatramin’ny 2 janoary 2011

Noho ny fetin’ny Krismasy sy ny Faran’ny Taona dia nanapa-kevitra ny fivoriamben’ny SECES-Antananarivo tamin’ny alatsinainy 20 desambra 2010, fa hanao «trève», na hangina manomboka ny 20 desambra 2010 hatramin’ny 2 janoary 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Desambra 2010
Actualités.Toekarena Navotan-dRavalomanana ny FAT

Araka ny nambaran’ny tale jeneralin’ny fadintseranana, Vola Razafindramiandra dia nihena be mihitsy ny vidin’ireo entana fanondrana mahazatra tahaka ny lavanila, io anefa no nampidi-bola vahiny voalohany teto Madagasikara hatramin’izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Desambra 2010
Actualités.Tsy aritra Avy aiza marina ny vola be ampiasain’ny FAT ?

Anisan’ny fomba fitenin’ireo tompon’andraikitra maro samihafa ao amin’ny fitondrana tetezamita amin’izao fotoana ny hoe : tsy misy hatahoran’ny fonksionera fa misy ny vola handoavana ny karaman’izy ireo, ary ampy ihany koa ny hoenti-manana eo am-pelatanan’ny fanjakana hiodinany sy hiasany na dia misy ihany aza ny fihafiana tsy maintsy atao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Desambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT