Actualités

Mpiasan’ny Faritra Analanjirofo Misy dimy volana tsy nandray karama


  • Zoma 29 Aprily 2011


Efa nanomboka ny volana novambra 2010 ireo mpiasa miisa 14 mpiasan’ny Faritra Analanjorifo miasa eo anivon’ny distrikan’i Vavatenina sy Fenoarivo Atsinanana ary Soanierana Ivongo, no tsy nahazo karama, araka ny fitarainan’izy ireo. Efa gidragidra vao nahazo karama ireto mpiasa ireto ny volana novambra 2010, fa nanomboka ny volana desambra 2010 hatramin’izao volana aprily 2011 izao, dia tsy hita popoka ny karaman’izy 14 ireto. Mitaky ny handoavana ny karamany noho izany ireo mpiasa ireo.

Rakoutou
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT