• Alatsinainy 27 Desambra 2010
Actualités.Krismasy Tsy naresaka ny fety, kivy ny mpivarotra

Amin’ny ankapobeny, araka ny nambaran’ny mpitandro ny filaminana dia nilamina tsy nahitana toe-draharaha na tsy filaminana i Toamasina, ankoatra ireo ady madinika izay efa mahazatra noho ny hamamoana sy disadisam-piarahamonina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Desambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Desambra 2010
Actualités.Resaka finday Sahirana ny mpanjifan’ny Airtel

Tato anatin’ny andro maromaro izao dia tsapa ho misy fikorontanana ao amin’ny «réseau» Airtel. Voalohany amin’izany ny fahagagan’ny mpanjifa raha nahita fa nihena an-toerana ny isa voaangony tao amin’ny ilay tolotra «rewardz», izay natao hankasitrahana ny mpanjifa araka ny fandaniany, efa nisy tamin’ny andron’ny Zain.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Desambra 2010
Actualités.Fizahantany ao Toamasina Miaina tsara, fa be aretina

Herintaona aty aorian’ny nahavitana sy nitokanana makotroka ilay biraon’ny fizahantany sy ny asa tanana ao Tanambao I Toamasina, dia tsy mbola niasa sy tsy nisokatra ny trano noho ny jiro sy ny rano tsy misy ao amin’ilay birao vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Desambra 2010
Actualités.Tandindomin-doza ny fahalalahana miserasera Hanivana antso ny FAT

Nanaitra ny maro ny fanambarana an-gazety nivoaka omaly niraisan’ireo mpandraharaha telo mitrandraka tambajotran’ny fifandraisan-davitra eto Madagasikara amin’izao fotoana, dia ny Telma, Airtel ary Orange.

Hamaky ny tohiny
FTT