• Alakamisy 30 Desambra 2010
Actualités.Tany nototofana eny Andohatapenaka Tsy misy mpikitika, mety homena ny vahiny ?

Mipetra-potsiny ary ataon’ny olona fanaovam-baolina sy fianarana mitondra fiara ilay tany malakaka be nototofana eny Andohatapenaka. Tsy misy mpikitika tahaka izany ihany koa fa dia lasa tanàna haolo ny toerana misy ny labatoaran’Antananarivo teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2010
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2010
Actualités.Fiakarana ho jeneraly Manomboka mampiaka-peo ny kolonelin’ny andiany faha-11

Manamboninahitra kolonely miisa 26 no nakarina ho jeneraly ny 15 desambra lasa teo. Mahakasika iny zava-nitranga iny dia fantatra fa manomboka mampiaka-peo ireo kolonely maromaro tsy nahazo izany kanefa efa misy zokin’ireo sasany nahazo amin’ny andiany (promotion).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2010
Actualités.Kolonely Charles Sady tsy nahazo LP no tsy vita ny fanadihadiana

Omaly no nandrasan’ny maro ny fanadihadiana ifotony an’ny lietnà-kolonely Charles izay tsy mety tontosa mihitsy efa ho telo herinandro izay.

Hamaky ny tohiny
FTT