• Talata 11 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2011
Actualités.Fikambanan’ny Grand Sud-Est Mampitandrina sao misy hanohintohina ny kly Charles

Taorian’ny famoahan’ny lietna-kolonely Charles Andrianasoavina ampamoaka mikasika ny fanonganam-panjakana nisy teto amin’ny firenena ny taona 2009 dia mandeha ny feo ankehitriny fa misy mikasa ny hikitikitika azy ary hanao izay hampahory azy sy ny fianakaviany mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2011
Actualités.Ankitifitifitra teny Itaosy Nisy nanafika ny DG Media Consulting

Nandritra ny 30 minitra raha kely indrindra no nisy fifampitifirana teny Ambodifasika-Itaosy, ny sabotsy teo tokony tamin'ny 11 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2011
Actualités.Lodsia naverin’ny Eorôpeanina Fantiantoka iray lavaka ny an’ireo mpandraharaha

«Tsy mahagaga ahy raha naverin’ny mpividy azy tany Eorôpa ny lodsia malagasy noho ny haratsiny sy ny tsy fanarahana ny kalitaony. Efa nampoizina izany noho ny zava-nisy tamin’ny taom-piotazana ny taona lasa. Ireo manam-bola sy be sandry ary ireo to teny amin’ny FAT mantsy no mpibaiko, ka izao no vokany».

Hamaky ny tohiny
FTT