• Alakamisy 13 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY 13

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.Fisolokiana avo lenta Tambajotra iray saron’ny zandary

Nahitam-bokatra ny ezaka nataon’ny Zandary avy ao amin’ny Sampam-pikarohana heloka bevava Fiadanana tamin’ny fitadiavana tambajotra mpanao asa fisolokiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.Raharaha BANI Notohizana tany Tsiafahy ny famotorana

Raha tokony ho nentina niakatra tao amin’ny Lapan’ny Fitsarana Anosy hatao famotorana lalina mikasika ny raharaha BANI ny kolonely isany Coutiti Assolant, andiany faha-10 nivoaka tao amin’ny Akademia miaramila Antsirabe, ny kolonely Jadifara Laurent ary ny kolonely Ramilijaona Luc André, Ombimangan’ny andiany faha-16, dia najanona tany Tsiafahy ihany izy ireo fa ny mpitsara zokiolona avy aty Antananarivo no nidina tany nanatanteraka izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.Ben’ny tanàna nosamborina Olona 10.000 saika hirotaka

Efa tonga teny amin’ny fampanoavana tao Manakara ny raharaha vao nanapa-kevitra ny tao, (tratry ny baiko midina ?), fa hamotsotra ny Ben’ny tanànan’i Mahazoarivo sy Ilakatra ao amin’ny Distrikan’i Vohipeno.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.“Studio” House of Madagascar Hanampy ny mpanakanto malagasy

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly talata 11 janoary ny “studio” famokarana raki-kira sy raki-tsary etsy amin’ny Tranon’ny RNM (ny 25%-n’ny toerana ao) hoentin’ny orinasa House Of Madagascar tarihan’i Tiana Andria manampy ny mpanakanto malagasy amin’ny fampivoarana ny tsangan’asan’izy ireo hisedra ny tsena iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.Magro Ankorondrano Misy mitaona tsikelikely ny vy ao anatiny

Toerana voatokana (Propriété privé) tsy azo idirana ny etsy amin’ny Magro Ankorondrano hatramin’ny nitondran’ny tompon-tany, dia ny Antenimieran’ny Varotra Antananarivo, manampahefana ny fanidiana azy tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny
FTT