• Talata 18 Janoary 2011
Actualités.Mpianatry ny Oniversite Mangataka ny hanondrotana 50% ny vatsimpianarana

Raha tsy mbola mivaha tanteraka akory ny olana eny anivon’ny oniversite dia efa mangataka fanondrotana vatsimpianarana sahady ny mpianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Janoary 2011
Actualités.Sakoroka tao Toamasina 42 voasambotra, 02 naiditra hopitaly

Nihidy avokoa ny ankamaroan’ny mpivarotra tao Toamasina omaly, indrindra ireo mpivaro-bary sy ireo tranombarotra, noho ny tahotra sakoroka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Janoary 2011
Actualités.Seranana Ivato Efa ela no nisy lonilony ny polisy sy ny zandary

Araka ny loharanom-baovao dia efa ela no nisy lonilony teo amin’ny polisy sy ny zandary eny amin’ny seranana Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Janoary 2011
Actualités.Asa fanaovan-gazety Hodinihina ny hoavin’ny Holafitra

Tafiditra ho anisan’ny soritrasa laharampahamehan’ny ministeran’ny serasera ny amin’ny holafitry ny mpanao gazety, araka ny nambaran’i Félix Malazarivo, ministra nandritra ny lanonana fifampiarahabana nataon’ny departemantany teny Imaibahoaka Ivato ny sabotsy 15 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Janoary 2011
Actualités.Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara Miezaka hamerina ny Radio Fahazavana

Tafiditra ao anatin’ny soritrasan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) amin’ity taona 2011 diavina ity ny hamerina ny Radio Fahazavana, onjampeon’ny fiangonana.

Hamaky ny tohiny
FTT