Actualités

Raharaha 07 febroary Mety haka ny dosie amin’ny fitsarana ny CPI


  • Zoma 10 Jona 2011


 Efa voarain’ny Fitsarana iraisam-pirenena misahana ny heloka bevava na CPI ny fangatahana fanadihadiana iraisam-pirenena napetraky ny filoha Ravalomanana momba ny raharaha 07 febroary 2009. Raha ny nambaran’ny lehiben’ny fampanoavana eo anivon’ny fitsarana ambony Ranary Rakotonavalona dia anjaran’ny Fitsarana iraisam-pirenena no mandinika ny maha marim-pototra na tsia ilay fangatahana ka manome tohiny azy. Nambaran’ity farany fa tsy dia mahazatra loatra ny tranga toa izao kanefa ara-dalàna tanteraka. Miandry izay fanapahan-kevitry ny Fitsarana iraisam-pirenena izany ankehitriny ny Fitsarana Malagasy raha hangataka ny dosie momba ny 07 febroary izy ireo na hamorona vaovao.

 

Yves

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT