- Zoma 21 Janoary 2011
Actualités.SECES Dinihana amin’ny kongresy ny fitohizan’ny fampianarana
Nanatanteraka fivoriambe ireo mpampianatra mpikaroka miasa eny amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka fivoriambe ireo mpampianatra mpikaroka miasa eny amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly.
Hamaky ny tohinyAraka ny fantatra dia mbola ao anatin’ny katrodoha tanteraka amin’izao fotoana ny ao amin’ny ministeran’ny asam-panjakana sy ny ministeran’ny tetibola taorian’ny fanambaran’ny filohan’ny FAT ny zoma 14 janoary lasa teo ny amin’ny hampisondrotana 25% ny SMIG na karama farany ambany indrindra ho an’ny mpiasam-panjakana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Eny Andohatapenaka, route digue, ho an’Antananarivo, ao amin’ny avenue Pasteur (Tanambao) ho an’Antsiranana ary ao Morafeno ho an’i Toamasina, raha tsy hiteny afa tsy ireo no toerana nofinidin’i Andry Rajoelina hanorenana hopitaly manara-penitra nampanantenany isaky ny renivohi-paritany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny