- Alarobia 26 Janoary 2011
Actualités.Ambodimita Namono olona indray ny taxi-be
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tapaka nandritra ny adiny roa sy sasany ny lalana tetsy amin’ny fasan’ny Karana omaly maraina.
Hamaky ny tohinyMiakatra ny vidim-bary sy ny menaka ary ny siramamy, nisondrotra ihany koa ny vidin-tsolika, izay raha tsy voavaha haingana dia tsy maintsy hitarika ny fiakaran’ny saran-dalana amin’ny zotra rehetra manerana ny nosy.
Hamaky ny tohinyHamoaka tolo-bidy vaovao momba ny fitrandrahana solika ao Tsimiroro ny fitondrana tetezamita, araka ny nambaran’ny ministry ny solika Mamy Ratovomalala ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyRaha nahitana fiakarany 50Ar hatramin’ny 70Ar avokoa ny vidin-dasantsy eny amin’ireo kaompania mpaninjara solika tao Toamasina omaly, ka lasa 3.020Ar sy 3.040Ar, dia tsy izay kosa no hita teo anivon’ny Shell fa mbola nijanona tamin’ny vidiny teo aloha, 2.970Ar hatrany.
Hamaky ny tohiny