Actualités

Mpiasan’ny “vary mora” Efa-bolana tsy nahazo karama ny ao Tolagnaro


  • Zoma 01 Jolay 2011


 Mitaraina ho tsy mbola nahazo ny tambin-karamany ireo tanora nampiandraiketina ny famatsiana vary mora tao Tolagnaro. Misy folo mahery izy ireo, izay milaza fa efa-bolana tsy nandray io tambin-karamany, ka betsaka no raiki-trosa noho io raharaha io. Mahatsiaro ho voafitaka izy ireo ka manao antso mba hijerena akaiky izay hamahana haingana io raharaha io. Nalaza teto Antananarivo ny Tsena Mora na nangina aza tato ho ato, zara fa nahita an’izany anefa ny tany amin’ny Faritra.

 

ROM

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT