• Alakamisy 03 Febroary 2011
Actualités.Vondron’ny olon-tsotra mitaky ny famerenana ny ara-dalàna “Tsy maintsy mody Ravalomanana !”

Ho an’ny Vondron’ny olon-tsotra mitaky ny famerenana ny ara-dalàna dia mpanangon-kevitra fotsiny fa tsy mpandrafitra sori-dalana hivoahana amin’ny krizy ny Dr Leonardo Simao iraka manokan’ny SADC.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2011
Actualités.Iaban’i Pata «Avoahy ireo zanakay 39 lahy MD»

Tsy faly ireo zanaky ny «Grand Sud-Est» monina ao Toamasina noho ilay raharaha posy ny 17 janoary. 39 mirahalahy ireo MD tamin’ny 41 voasambotra, ka 05 tsy ampy taona, ny 02 naratra mafy nafahana. Nisy ny resaka nifanaon’ny gazety Tia Tanindrazana tamin’i Georges na Iaban’i Pata, filohan’ny fikambanana tanora Grand Sud-Est mikasika iny raharaha iny.

Hamaky ny tohiny
FTT