• Talata 08 Febroary 2011
Actualités.Mpiasan’ny «Finances» Mbola misy hametra-pialana

Taorian’ny fametraham-pialan’ny talen’ny kabinetran’ny ministeran’ny vola sy ny tetibola dia fantatra fa misy amin’ireo mpiasa eo anivon’io ministera io amin’izao fotoana izao no mikasa ny hanaraka ny diany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Febroary 2011
Actualités.Tena tsy mbola fahita 2.000 Ar ny kilaom-bary ankehitriny

Nanomboka ny zoma teo dia tafakatra 2.000 ariary ny iray kilao amin’ny fotsimbary. Ny makalioka sy ny vary gasy, izay tena tadiavin’ny mpividy ireto vary tena niaka-bidy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Febroary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Febroary 2011
Actualités.Vazaha mitondra VIH Am-polony no miriaria ao Toamasina

«Inona no hoavin’ny taranaka Malagasy amin’ireto vahiny maro be izay mamiravira amin’ny vola, ny tovovavy Malagasy eto Toamasina ireto? Tsy tahotra tsy henatra manao ny filany, ny tovovavy koa entin’ny fahantrana dia manaiky tsy fidiny».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2011
Actualités.Kianja sentetika 0% ny asa vita ao Ambatondrazaka

Raha ny fampanantenana nataon’ny filohan’ny FAT tamin’ny taon-dasa dia tokony ho efa nanana kianja sentetika ny Kaominina Ambatondrazaka ambonivohitra tamin’ity volana febroary 2011 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT