• Talata 15 Febroary 2011
Actualités.Fitaterana eto an-drenivohitra Hotokanana anio ireo arrêt nasiam-panavaozana

Mpiara-miombon’antoka amin’ny tanànan’Antananarivo nanomboka tamin’ny taona 2005 ny «Région île de France».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2011
Actualités.Dian’i Andry Rajoelina tany Toamasina Lanonam-panjakana sa raharahan’ny mpinamana ?

Nanaitra ihany ny fipetraky ny arofenitra nandritra ny lanonana fitokanana sy fametrahana ny vatofototry ny fanamboarana fotodrafitrasa tao Toamasina ny sabotsy 12 febroary teo, nidinan’i Andry Rajoelina mivady sy mpikambana vitsivitsy avy eo anivon’ny governemantan’ny Fahefana Avon’ny tetezamita, tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2011
Actualités.HJRA Lasa manafim-baovao

Nanomboka ny voalohan’ny taona teo no tsy azon’ny mpanao gazety hivezivezena intsony ao amin’ny HJRA izay anisan’ny loharanom-baovao matetika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2011
Actualités.Pastera Fifohazana Niditra am-ponja fa nikapa hazon’olona

Efa hatrany amin’ny taona 1999 no niandoha ny disadisa. Nisy olon-tsotra namboly hazo tamina tanim-panjakana teny Atsimondrano teny. Mifanila amin’io ny tanin’ny ray aman-drenin’ity pastera ity.

Hamaky ny tohiny
FTT