• Alatsinainy 08 Aogositra 2011
Actualités.Zotran-dalamby Fianarantsoa - Cote Est Mbola ianteheran’ny Malagasy an-tapitrisany

«Efa ela nitaterana no sady mbola hianteherana’’. Io no lohahevitra entina ankalazana izao faha-75 taona nijoroan’ny zotran-dalamby mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara amin’ity taona 2011 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2011
Actualités.BEPC Antananarivo Renivohitra 54,97% ny taha-pahafahana

Omaly no nivoaka ny voka-panadinana BEPC ho an’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2011
Actualités.Lt-Kolonely voarohirohy amin’ny andramena Mangina ny Bianco

Aiza ny mangarahara ? Tsy sahy miteny hatreto ny avy eo anivon’ny Bianco ny amin’ny hoe iza marina ilay manamboninahitra izay efa fantatry ny besinimaro ihany satria fanta-daza loatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2011
Actualités.Miaramila manondrana Mbola mangina ihany ny Tafika !

Tsy isan-kerinandro intsony fa saika isan’andro tato ho ato no nisy miaramila nitifitra olona, nisy mihitsy aza ny nahafaty.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2011
Actualités.Rakotomanjato Rodin «Lasan’ny Vazaha ny ampahan’i Cap Masoala»

«Mafampana ny amin’ny Faritra samihafa nolalovanay tao anatin’izay herinandro tsy nifankahitana izay», hoy ny Depiote voafidy tany Arivonimamo Rakotomanjato Rodin tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2011
Actualités.Famotsiam-bola Fikambanana ara-pinoana iray nahazo 1500 tapitrisa dolara tsy mazava

Fitarainana miisa 170 izay ahiahiana fa misy famotsiam-bola no voarain’ny SAMIFIN, sampana miady amin’ny famotsiam-bola, amin’ireo sampandraharaha miara-miasa aminy tao anatin’ny telo taona nijoroany.

Hamaky ny tohiny
FTT