Actualités

Rakotomanjato Rodin «Lasan’ny Vazaha ny ampahan’i Cap Masoala»


  • Zoma 05 Aogositra 2011

«Mafampana ny amin’ny Faritra samihafa nolalovanay tao anatin’izay herinandro tsy nifankahitana izay», hoy ny Depiote voafidy tany Arivonimamo Rakotomanjato Rodin tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly.

 «Ny hafatra nomen-dry zareo dia ny hoe : tsy maintsy tonga izahay na hivarotra fananana kely aza amin’ny fitsenana an’i Dada», hoy izy.  «Izahay koa tsy maintsy miteny rehefa misy ny tsy mety miseho eto amin’ny firenena», hoy ity olom-boafidy teo aloha ity, gaga izahay raha nahare tamin’ny onjam-peo tsy miankina omaly fa hay ve tsy Tangalamena ry zareo nampidirina ao anatin’ireny Raiamandreny Mijoro ireny. Niteny tao amin’ity onjam-peo ity ireo Tangalamena tena izy fa ampy izay ny lainga !.  Nodradradradraina teto ny hoe mpanototra tanin’olona sy mpivarotra tanindrazana, hoy ihany ny Depiote Rodin. Iza anefa izao no nifampiraharaha tamin’ny Sinoa any Soalala ? Izao koa mbola lasan’ny Vazaha ny ampahany amin’i Cap Masoala, hoy izy.

 

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT