• Alakamisy 11 Aogositra 2011
Actualités.Ladoany Antanimena Nanaovana didin’ny besandry

Mitohy ny fampihorohoroana ! Hery famoretana tokoa mantsy no nasetrin’ny FAT ny fitokonana ataon’ny mpiasan’ny fadintseranana Antanimena nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2011
Ecoprim.Sitram Niditra an-tsehatra ny dadan-dRajoelina

Nahemotra indray ny fotoam-pitsarana ka amin’ny herinandro ambony, amin’ny heriny omaly, vao hiverina hotsaraina ny raharaha Ecoprim sy ny Sitram mampifanolana ny mpandova an’i Herizo Razafimahaleo sy Razafindravahy Edgard.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2011
Actualités.Trafikana andramena Aiza ireo anarana ?

Efa an-taonany izao no nandripahan’ireo fahavalom-pirenena ireo hazo sarobidy eto amintsika

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2011
Actualités.Ladoany Antanimena Niverina nitokona

Nikatona nanomboka omaly tolakandro tamin’ny telo ora ny biraon’ny sampandraharahan’ny fadintseranana Antanimena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2011
Actualités.Andranomena Ankadikely Ilafy Itrangana fisolokiana tany avo lenta

Voavidin’izy ireo ny tany, mirefy 1400m2 eo, eny Andranomena Ankadikely Ilafy. Ananany porofo ara-taratasy mazava, ary efa nahazoana “titre” tany amin’ny sampandraharahan’ny fananantany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2011
Actualités.Fiverenan’i Dada Hanao rodobe koa Amoron’i Mania hitsena azy

Mbola naverimberin’ny tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly fa miala tsy mitantana ny tetezamita Rajoelina ary izay no andrandraina, ary tsy maintsy mody i Dada hamerina ny fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
FTT