• Zoma 26 Aogositra 2011
Actualités.Fampianarana ambony Tezitra mafy amin’ny minisitra ny Seces

Manamarika ity herinandro ity ny firehetan’ny afo amin’ny sehatra maro, anisan’izany ny fampianarana ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2011
Actualités.Zandary nampangaina ho nanao kolikoly Ny Bianco no voatondro ho mpamandrika olona

Omaly alakamisy no niakatra fitsarana ady heloka tsotra tao Toamasina, ilay raharaha nanenjehan’ny Bianco zandary iray miasa eo anivon’ny borigadin’ny zandary mpanao famotorana, ho nanao kolikoly sy naka vola mitentina 700.000 ariary tamin’olon-tsotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2011
Actualités.Fanondranana lodsia Ahiana ho foana ny tsena ao Eorôpa

«Mila miova ny mpandraharaha mpanondrana lodsia amin’ity taom-panondranana 2011 – 2012 ity, raha tsy izany ho simba ny fanondranantsika lodsia makany Eorôpa, mety ho foana mihintsy, ary ho voasakana tahaka ireo entana tsy manaraka ny fenitra eorôpeana nosakanany koa ny vokatra lodsiantsika io, toy ny concombre sy voasary ary voatabia tany Eorôpa ireny, teo koa ny hena sy legioma japoney voan’ny taratra nokleary ireny”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2011
Actualités.Miss Vacances Valo mirahavavy hiatrika ny famaranana

Tontosa ny sabotsy alina teo tao amin’ny Ibiza Club Ampasimazava, ny manasa-dalan’ny fifanintsanana teo amin’ireo tovovavy hiady ny ho tompon’ny hatsaran-tarehin’ny Miss Vacances, izay eo amin’ny andiany faha-17 amin’ity taona 2011 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2011
Actualités.Nosy Be Nitokona ny mpivarotra

Nitokona nanoloana ny biraon’ny lehiben’ny distrika ao Nosy Be ny mpivarotra an-jatony ao Nosy Be, ny 22 aogositra.

Hamaky ny tohiny
FTT