Actualités

Nosy Be Nitokona ny mpivarotra


  • Alakamisy 25 Aogositra 2011

Nitokona nanoloana ny biraon’ny lehiben’ny distrika ao Nosy Be ny mpivarotra an-jatony ao Nosy Be, ny 22 aogositra.

 Fanafoanana ny “braderie” atao any an-toerana isam-bolana no takian’ireto mpivarotra. Nanamafy ny fihetsik’izy ireo ihany koa fangatahana nataon’ny zandary any an-toerana izay milaza ny tokony hanafoanana ny “braderie” ity. Ny antony araka ny loharanom-baovao dia mibodo ny tanin’ny zandary any an-toerana ny mpikaraka ity hetsika ity. Etsy ankilany dia mpivarotra an-jatony ihany koa no efa vonona handray anjara amin’ity hetsika ity ary efa ao Sambava amin’izao fotoana izao. Sahiran-tsaina noho ity resaka ity ny lehiben’ny distrika any an-toerana.

 

Mohamed

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT