• Alatsinainy 29 Aogositra 2011
Actualités.Antsirabe Nanaovaon’ny DST bemidina ny Depiote José

Hatairana ny an’ny mponina Antsirabe ny zoma 26 aogositra teo raha nahita fiara mirimorimo toa mifanenjika nihazo ny toby miaramila iray tao an-toerana ary tsy nijanona raha tsy teo ambavahadin’ilay toby mihitsy satria teo no tratrany ilay olona tadiaviny izay saika haka seza hampiasaina tamina hetsika ara-pivavahana tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2011
Actualités.Toby Ratsimandrava Nisy nitoraka grenady omaly alina

Omaly manodidina ny tamin’ny valo ora alina no nisy fipoahana be henon’ny mponin’Andrefan’Ambohijanahary sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2011
Actualités.Asa an-gazety Nodimandry i Stéphane Jacob

Misaona ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety. Nodimandry ny alin’ny sabotsy 27 aogositra lasa teo i Razafimandimby Jean Claude izay fantatra amin’ny solonanarana Stéphane Jacob, lehiben’ny fanoratana eo anivon’ny orinasa Midi Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2011
Actualités.Nadine Ramaroson Nodimandry tao anaty loza an-dranomasina

Omaly alahady tokony ho tamin’ny 4 ora sy sasany tolakandro dia nisehoana loza nahatsiravina tany amin’ny faritra Analanjirofo, tao Soanierana Ivongo no marimarina kokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2011
Actualités.Angela Merkel Vehivavy manam-pahefana indrindra maneran-tany

Voafidin’ny gazety boky Forbes ho vehivavy voalohany manam-pahefana indrindra eto an-tany ny chancelière allemande Angela Merkel, manaraka azy ny sekreteram-panjakana amerikanina Hillary Clinton, avy eo ny filoha brezilianina Dilma Rousseff.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2011
Actualités.Ra-Norbert Atahoran’ny FAT, nosamborina avy hatrany

Ny DST no nisambotra azy raha vao nivoaka ny “mandat d’arrêt” avy any amin’ny manam-pahefana. Afak’omaly alina izy no voasambotra, fotoana fohy taorian’ny nandefasana “avis de recherche” teny anivon’ny mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny
FTT